Jeremiah 50:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akoray manodidina izy! Manatsotra ny tanany izy; nirodana ny fotony, rava koa ny mandany; fa famalian’NY TOMPO izany. Valio izy, eny, toy ny efa nataony no mba ataovinareo aminy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova akoran’ady amin’ny manodidina azy, hatraiza hatraiza; manandra-tanana izy, mirodana ny tilikambony, mikoa ny mandany. Fa famalian’i Iaveh izao: ampitondray valim-bonoana izy: toraky ny nataony no ataovy aminy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova akoran’ady manodidina mba hampikoizana azy. Indro fa nitolo-batana izy! Rava ny tilikambom-piarovany ary nianjera ny mandany. Izany no famalian’ny TOMPO! Koa valionareo i Babilôna; araka ny nataony tamin’ny hafa no mba ataovinareo aminy koa.
Malagasy Bible 1865
Akoray manodidina izy! Fa efa nikoy; Nirodana ny bateriny, rava ny mandany; Fa famalian'i Jehovah izany. Valio izy, eny, toy ny efa nataony no mba ataovinareo aminy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akoray manodidina izy! Manatsotra ny tanany izy; nirodana ny fotony, rava koa ny mandany; fa famalian’NY TOMPO izany. Valio izy, eny, toy ny efa nataony no mba ataovinareo aminy kosa.
malagasy
Akoray manodidina izy! Fa efa nikoy; Nirodana ny bateriny, rava ny mandany; Fa famalian'i Jehovah izany. Valio izy, eny, toy ny efa nataony no mba ataovinareo aminy kosa.