Jeremiah 50:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aringano tsy ho any Babilona ny mpamafy sy izay mitana antsy fijinjana amin’ny fararano; fa noho ny sabatra mandoza dia samy hihodina ho any amin’ny fireneny avy izy, ary samy handositra ho any amin’ny taniny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aringano ao Babela izay mamafy, sy izay mitana antsy fijinjana amin’ny andro fararano. Eo anatrehan’ny sabatra mpandringana samia mihodina ho any amin’ny fireneny avy; samia mandositra ho any amin’ny taniny avy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Foany ao Babilôna ireo mpamafiny sy ireo mpijinjany amin’ny fararano; manoloana ny ady mahatsiravina, dia aoka samy hody any amin’ny fireneny avy izy ary samy handositra any amin’ny taniny avy!
Malagasy Bible 1865
Aringano tsy ho any Babylona ny mpamafy sy izay mitana fijinjana amin'ny fararano; Fa noho ny sabatra mandoza dia samy hihodina ho any amin'ny fireneny avy izy, ary samy handositra ho any amin'ny taniny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aringano tsy ho any Babilona ny mpamafy sy izay mitana antsy fijinjana amin’ny fararano; fa noho ny sabatra mandoza dia samy hihodina ho any amin’ny fireneny avy izy, ary samy handositra ho any amin’ny taniny avy.
malagasy