Jeremiah 50:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hovaliko ny mpanjakan’i Babilona sy ny taniny, toy ny efa namaliako ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Indro Aho hamangy ny mpanjakan’i Babela sy ny taniny, toy ny efa namangiako ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Hirotsaka an-tsehatra hamely ny mpanjakan’i Babilôna sy ny taniny Aho, tahaka izay nirotsahako an-tsehatra namely ny mpanjakan’i Asiria fahiny.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hovaliko ny mpanjakan'i Babylona sy ny taniny toy ny efa namaliako ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hovaliko ny mpanjakan’i Babilona sy ny taniny, toy ny efa namaliako ny mpanjakan’i Asiria.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hovaliko ny mpanjakan'i Babylona sy ny taniny toy ny efa namaliako ny mpanjakan'i Asyria.