Jeremiah 50:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy tabataban’ady amin’ny tany ary misy fandringanana be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fikotrokotrok’ady eny amin’ny tany sy fandringanana be!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tabataban’ady no tao amin’io tany io, ary fandringanana goavana!
Malagasy Bible 1865
Misy tabataban'ady amin'ny tany sy fandringanana be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy tabataban’ady amin’ny tany ary misy fandringanana be.
malagasy
Misy tabataban'ady amin'ny tany sy fandringanana be.