Jeremiah 50:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy! Tapaka sy torotoro ilay tantanana namely ny tany rehetra; efa tonga figagana any amin’ny firenena i Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana re no naharava sy montsana ilay fampohazan’ny tany rehetra? Ahoana i Babela no zary zavatra maharikoriko, eo afovaon’ny firenena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andray! Potika sy torotoro i Babilôna, ilay tantanam-pamontsanana ny tany tontolo. Andray! Tonga taniefitra mahonena izy eo anivon’ny firenena maro.
Malagasy Bible 1865
Indrisy! tapaka sy torotoro ilay fampohazan'ny tany rehetra; Indrisy! Babylona efa tonga figagana any amin'ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy! Tapaka sy torotoro ilay tantanana namely ny tany rehetra; efa tonga figagana any amin’ny firenena i Babilona.
malagasy
Indrisy! tapaka sy torotoro ilay fampohazan'ny tany rehetra; Indrisy! Babylona efa tonga figagana any amin'ny firenena.