Jeremiah 50:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nofandrihako ianao, ry Babilona, ka voa, nefa tsy fantatrao akory; hita ka voasambotra koa ianao satria nila ady tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofandrihako tamin’ny tady vavarana ianao, ka voa, ry Babela, nefa tsy nampoizinao velively izany; hita ianao ka voasambotra, satria nila ady tamin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namelarako fandrika ianao, ry Babilôna, ka voan’izany, nefa tsy fantatrao akory. Tratra sy voasambotra ianao, satria Izaho TOMPO no niadianao.»
Malagasy Bible 1865
Nofandrihako ianao, ry Babylona, ka voa, nefa tsy fantatrao akory; Hita ka voasambotra koa ianao, Satria nila ady tamin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nofandrihako ianao, ry Babilona, ka voa, nefa tsy fantatrao akory; hita ka voasambotra koa ianao satria nila ady tamin’NY TOMPO.
malagasy
Nofandrihako ianao, ry Babylona, ka voa, nefa tsy fantatrao akory; Hita ka voasambotra koa ianao, Satria nila ady tamin'i Jehovah.