Jeremiah 50:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novohan’NY TOMPO ny trano fitoeram-piadiany ka navoakany ny fitaovan’ny fahatezerany; fa misy raharaha hataon’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, any amin’ny tanin’ny Kaldeana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novohan’i Iaveh ny firaketam-piadiany; ka navoakany avy ao ny fitaovam-pahatezerany; fa ananan’ny Tompo, Iavehn’ny tafika, raharaha ny tanin’ny Kaldeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novohan’ny TOMPO ny trano fitehirizany, ka nalainy tao ireo fiadiana izay anehoany ny fahavinirany. Ao amin’ny tanin’i Babilôna dia izany no asan’ny Tompo, ilay ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Novohan'i Jehovah ny firaketany. Ka navoakany ny fitaovan'ny fahatezerany; Fa misy hataon'i Jehovah, Tompon'ny maro, any amin'ny tanin'ny Kaldeana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novohan’NY TOMPO ny trano fitoeram-piadiany ka navoakany ny fitaovan’ny fahatezerany; fa misy raharaha hataon’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, any amin’ny tanin’ny Kaldeana.
malagasy
Novohan'i Jehovah ny firaketany. Ka navoakany ny fitaovan'ny fahatezerany; Fa misy hataon'i Jehovah, Tompon'ny maro, any amin'ny tanin'ny Kaldeana.