Jeremiah 50:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonoy ireo ombilahy rehetra ary aoka hidina ho any amin’ny famonoana ireo. Mahita loza izy fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamaliana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonoy avokoa ireo ombalahy, aoka hidina ho any am-pamonoana izy. Loza ho azy fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamangiana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonoy ho faty ny miaramilany rehetra; aoka hidina any an-toeram-pamonoana ireo! Idiran-doza ireo fa tonga ny androny dia ny fotoana hamalian’ny Tompo azy.
Malagasy Bible 1865
Vonoy ireo ombilahy rehetra, ary aoka hidina ho any amin'ny famonoana izy. Mahita loza izy, fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamaliana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonoy ireo ombilahy rehetra ary aoka hidina ho any amin’ny famonoana ireo. Mahita loza izy fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamaliana azy.
malagasy
Vonoy ireo ombilahy rehetra, ary aoka hidina ho any amin'ny famonoana izy. Mahita loza izy, fa tonga ny androny, dia ny fotoana hamaliana azy.