Jeremiah 50:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy firenena avy any avaratra miakatra hamely azy ka hahatonga ny taniny ho lao tsy hisy mponina intsony; fa na ny olona na ny biby dia samy handositra ka ho lasa avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa misy firenena avy any avaratra miakatra hamely azy, ka hataony lao ny taniny, fa tsy hisy olo-monina intsony; nitsoaka nandositra, na ny olona na ny biby, dia lasa, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa misy firenena iray avy any avaratra miakatra hamely an’i Babilôna, ka hanova ny taniny ho lao tsy hisy mponina intsony; fa na olona na biby fiompy dia samy lasa nitsoaka avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa misy firenena avy any avaratra miakatra hamely azy ka hahatonga ny taniny ho lao tsy hisy mponina intsony; Fa na ny olona na ny biby dia samy handositra ka ho lasa avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy firenena avy any avaratra miakatra hamely azy ka hahatonga ny taniny ho lao tsy hisy mponina intsony; fa na ny olona na ny biby dia samy handositra ka ho lasa avokoa.
malagasy
Fa misy firenena avy any avaratra miakatra hamely azy ka hahatonga ny taniny ho lao tsy hisy mponina intsony; Fa na ny olona na ny biby dia samy handositra ka ho lasa avokoa.