Jeremiah 50:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hiampatrampatra eny amin’ny kianja ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa noho izany, ny zatovony ho lavo eny amin’ny kianjany, ary ny lehilahy mpiadiny rehetra ho ringana avokoa, amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho izany dia ho faty eny an-kianja eny ireo zatovony, ary ho ringana ireo miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa hiampatrampatra eny ankalalahana ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin'izany andro izany, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hiampatrampatra eny amin’ny kianja ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Koa hiampatrampatra eny ankalalahana ny zatovony, ary ho ringana ny miaramilany rehetra amin'izany andro izany, hoy Jehovah.