Jeremiah 50:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hiatrika anao Aho, ry Babilona mpiavonavona, hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao; fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamaliako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho manandrina anao, ry ilay mpirehareha! - tenin’ny Tompo, Iavehn’ny tafika, - fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamangiako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro Aho hifanandrina aminao ry Babilôna mpiavonavona, Izaho Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao no manao izany teny hentitra izany. Fa tonga ny andronao izao, dia ny fotoana hamaliako anao.
Malagasy Bible 1865
Indro, hiatrika aminao Aho, ry Ifiavonavonana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; Fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamaliako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hiatrika anao Aho, ry Babilona mpiavonavona, hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao; fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamaliako anao.
malagasy
Indro, hiatrika aminao Aho, ry Ifiavonavonana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; Fa tonga ny andronao, dia ny fotoana hamaliako anao.