Jeremiah 50:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tafintohina i Babilona mpiavonavona dia ho lavo ka tsy hisy hanarina azy; ary handrehitra afo ao an-tanànany Aho ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handraingiraingy ilay mpirehareha, ho lavo izy, ka tsy hisy mpanarina; horehetako afo ny tanànany, ka ho levon’izany avokoa ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivembena ary mianjera ilay mpiavonavona, fa tsy misy manarina azy. Andrehetako afo amin’ireo tanànany ka handevona izay rehetra manodidina azy izany.»
Malagasy Bible 1865
Ho tafintohina Ifiavonavonana, dia ho lavo, ka tsy hisy hanarina azy; Ary handrehitra afo ao an-tanànany Aho, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tafintohina i Babilona mpiavonavona dia ho lavo ka tsy hisy hanarina azy; ary handrehitra afo ao an-tanànany Aho ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
malagasy
Ho tafintohina Ifiavonavonana, dia ho lavo, ka tsy hisy hanarina azy; Ary handrehitra afo ao an-tanànany Aho, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.