Jeremiah 50:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Niara-nampahorina ny Zanak’Israely sy ny taranak’i Joda: ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: ampahorîna ny zanak’i Israely mbamin’ny zanak’i Jodà miaraka aminy koa; mitana azy avokoa izay nitondra azy ho babo, fa tsy mety mandefa azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Samy nampahorìna ny Israelita sy ny Jodeanina; ary izay rehetra namabo azy dia mitana azy an-keriny, fa tsy manaiky handefa azy.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda; Ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Niara-nampahorina ny Zanak’Israely sy ny taranak’i Joda: ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i Joda; Ary izay rehetra namabo azy dia mihazona azy mafy ka tsy mety mandefa azy.