Jeremiah 50:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahery anefa ny Mpanavotra azy, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany; handahatra ny adiny tokoa Izy mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babilona kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahery anefa ny mpanao famaliana ho azy ireo, Iavehn’ny tafika no Anaran’izy io; ka hiaro azy ireo amim-pahefana tokoa izy mba hampiadana ny tany, sy hampangovitra ny mponina ao Babela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa Izaho mpanavotra azy dia mahery: TOMPOn’izao rehetra izao no anarako. Horaisiko an-tanana tokoa ny adiny mba hampiadana ny taniny sy hampikorontana kosa ny mponin’i Babilôna.»
Malagasy Bible 1865
Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Handahatra ny adiny tokoa Izy, mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babylona kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahery anefa ny Mpanavotra azy, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany; handahatra ny adiny tokoa Izy mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babilona kosa.
malagasy
Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Handahatra ny adiny tokoa Izy, mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babylona kosa.