Jeremiah 50:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, hisy sabatra hamely ny Kaldeana mbamin’ny mponina any Babilona sy ny mpanapaka azy ary ny olon-kendriny, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sabatra hamely ny Kaldeanina, - teny marin’i Iaveh,- sy hamely ny mponina ao Babela, sy hamely ny mpanapaka aman’olon-kendriny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO: «Hisy ady hamely ny Babilônianina, mbamin’ny mponina ao an-drenivohitra sy ny mpitondrany ary ny olon-kendriny!
Malagasy Bible 1865
Indro! hisy sabatra hamely ny Kaldeana mbamin'ny mponina any Babylona sy ny mpanapaka azy sy ny olon-kendriny, hoe Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, hisy sabatra hamely ny Kaldeana mbamin’ny mponina any Babilona sy ny mpanapaka azy ary ny olon-kendriny, hoy NY TOMPO.
malagasy
Indro! hisy sabatra hamely ny Kaldeana mbamin'ny mponina any Babylona sy ny mpanapaka azy sy ny olon-kendriny, hoe Jehovah.