Jeremiah 50:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro izay mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro misy firenena avy any avaratra; firenena lehibe, omba-mpanjaka maro, no mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro misy vahoaka tonga avy any avaratra dia firenen-dehibe iray; ary mpanjaka mahery no miainga avy any am-paran’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro no mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro izay mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany.
malagasy
Indro, misy firenena avy any avaratra, dia firenena lehibe sy mpanjaka maro no mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany.