Jeremiah 50:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa ren’ny mpanjakan’i Babilona ny lazany ka miraviravy tanana izy; fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy eo am-piterahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre izany ny mpanjakan’i Babela dia niraviravy tanana, nandry andriran’antsy, tra-panaintainana toy ny vehivavy eo am-piterahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny mpanjakan’i Babilôna izany vaovao izany, ka miraviravy tanana izy sady tratry ny fanaintainana toy ny vehivavy raha miteraka.
Malagasy Bible 1865
Efa ren'ny mpanjakan'i Babylona ny lazany, ka miraviravy tànany izy; Fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa ren’ny mpanjakan’i Babilona ny lazany ka miraviravy tanana izy; fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy eo am-piterahana.
malagasy
Efa ren'ny mpanjakan'i Babylona ny lazany, ka miraviravy tànany izy; Fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.