Jeremiah 50:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny antsoantso hoe: Efa azo i Babilona, dia mihorohoro ny tany ary ny fitarainana dia re any amin’ny firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihorohoro ny tany, rehefa re fa hoe azo i Babela, ka misy antso re any amin’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihorohoro ny tany mandre ny vaovao hoe: «Azo i Babilôna» Ary horakoraka no manako any amin’ireo firenena.
Malagasy Bible 1865
Noho ny antsoantso hoe: "Efa afaka Babylona", dia mihorohoro ny tany, ary ny fitarainana dia re any amin'ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny antsoantso hoe: Efa azo i Babilona, dia mihorohoro ny tany ary ny fitarainana dia re any amin’ny firenena.
malagasy
Noho ny antsoantso hoe: "Efa afaka Babylona", dia mihorohoro ny tany, ary ny fitarainana dia re any amin'ny firenena.