Jeremiah 50:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandosira hiala an’i Babilona, eny, mialà amin’ny tanin’ny Kaldeana, ary aoka ho tahaka ny osy mitari-dalana ny andian’ondry ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandosira, mialà ao afovoan’i Babilôna ianareo, ary mitsoaha miala ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina; aoka ho toy ny osy lahy, lohalalan’ny andiam-biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Tompo: «Mandosira lavitra an’i Babilôna, ilaozy i Babilônia ka manaova hitsin-dalana toy ny osilahy mialoha ny ondry aman’osy.
Malagasy Bible 1865
Mandosira hila an'i Babylona, eny, mialà amin'ny tanin'ny Kaldeana, ary aoka ianareo ho tahaka ny anankiray izay tari-dalan'ny ondry aman'osy andiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandosira hiala an’i Babilona, eny, mialà amin’ny tanin’ny Kaldeana, ary aoka ho tahaka ny osy mitari-dalana ny andian’ondry ianareo.
malagasy
Mandosira hila an'i Babylona, eny, mialà amin'ny tanin'ny Kaldeana, ary aoka ianareo ho tahaka ny anankiray izay tari-dalan'ny ondry aman'osy andiany.