Jeremiah 51:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasehon’NY TOMPO ny fahamarinantsika; andeha ka aoka hambarantsika ao Ziona ny asan’NY TOMPO Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahariharin’i Iaveh ny mahamarina ny antsika, ka andeha isika dia hitantara, any Siôna, ny asan’i Iaveh Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naneho fanafahana antsika ny TOMPO. Andao hotantaraintsika any Tsiôna izay nataon’ny TOMPO Andriamanitsika.
Malagasy Bible 1865
Nasehon'i Jehovah ny fahamarinantsika; Andeha, ka aoka hotorintsika ao Ziona ny asan'i Jehovah Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasehon’NY TOMPO ny fahamarinantsika; andeha ka aoka hambarantsika ao Ziona ny asan’NY TOMPO Andriamanitsika.
malagasy
Nasehon'i Jehovah ny fahamarinantsika; Andeha, ka aoka hotorintsika ao Ziona ny asan'i Jehovah Andriamanitsika.