Jeremiah 51:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangàna faneva hamelezana ny eo akaikin’ny mandan’i Babilona; ataovy mafy ny fiambenana; alatsaho ny mpiambina, alamino ny vela-pandrika; fa NY TOMPO sady efa nisaina no nanatanteraka izay nolazainy ny amin’ny mponina any Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangàna faneva hamely ny mandan’i Babilôna, ataovy mafy ny fahirano; alatsaho ny mpiambina; manaova otrika! Fa nanao hevitra i Iaveh, ka dia manatanteraka izay voalazany hamelezany ny mponina ao Babela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atsangano ny fanevam-panairana hanafihana ny mandan’i Babilôna. Hateveno mafy ny fiambenana ka apetraho ny mpiambina sy ny mpitily. Tanteraky ny TOMPO izao ny fikasany, dia izay efa nambarany momba ny mponin’i Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Manangàna faneva eo akaikin'ny mandan'i Babylona; Ataovy mafy ny fiambenana; Alatsaho ny mpiambina, alamino ny Otrika; Fa Jehovah sady efa nisaina no nahatanteraka izay nolazainy ny amin'ny mponina any Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangàna faneva hamelezana ny eo akaikin’ny mandan’i Babilona; ataovy mafy ny fiambenana; alatsaho ny mpiambina, alamino ny vela-pandrika; fa NY TOMPO sady efa nisaina no nanatanteraka izay nolazainy ny amin’ny mponina any Babilona.
malagasy