Jeremiah 51:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao izay monina eny amoron’ny ranobe sady manana harena be dia be, tonga ny fiafaranao ka tsy hisy intsony ny filanao harena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry ilay monina amoron’ny rano be, sady be rakitra ô, tonga ny fiafaranao; tapitra ny fotoana firembenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Babilôna izay mipetraka eo amoron’ny ony lehibe sady manana harena sarobidy ô, tonga ny fiafaranao fa feno ny fatranao.
Malagasy Bible 1865
Hianao izay monina eny amoron'ny rano be sady be rakitra, tonga ny fiafaranao, ka tsy hisy intsony ny filanao harena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao izay monina eny amoron’ny ranobe sady manana harena be dia be, tonga ny fiafaranao ka tsy hisy intsony ny filanao harena.
malagasy
Hianao izay monina eny amoron'ny rano be sady be rakitra, tonga ny fiafaranao, ka tsy hisy intsony ny filanao harena.