Jeremiah 51:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny heriny no nanaovany ny tany, tamin’ny fahendreny no nanorenany izao tontolo izao ary tamin’ny fisainany no namelarany ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nahary ny tany tamin’ny heriny; nampiorina izao tontolo izao tamin’ny fahendreny; ary namelatra ny lanitra tamin’ny fahalalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin-kery no nanaovan’Andriamanitra ny tany, tamim-pahendrena no nanorenany izao tontolo izao, ary tamim-pahaizana no namelarany ny habakabaka.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay nanao ny tany tamin'ny heriny sy nampiorina izao tontolo izao tamin'ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin'ny fisainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny heriny no nanaovany ny tany, tamin’ny fahendreny no nanorenany izao tontolo izao ary tamin’ny fisainany no namelarany ny lanitra.
malagasy
Dia Ilay nanao ny tany tamin'ny heriny sy nampiorina izao tontolo izao tamin'ny fahendreny ary namelatra ny lanitra tamin'ny fisainany.