Jeremiah 51:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; amin’ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-poana ireny, asa mamitaka foana; ho levona izy, amin’ny andro fanasaziana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-poana sy asa mahatsikaiky ireny; fa amin’ny andro hamaizana azy, no hahalevona ny sarivongan-tsampy.
Malagasy Bible 1865
Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; Amin'ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; amin’ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.
malagasy
Zava-poana ireny, dia asa mahatsikaiky foana; Amin'ny andro hamaliana azy dia ho levona izy.