Jeremiah 51:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary handefa iraka hafa firenena ho any Babilona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; fa hamely azy manodidina amin’ny andro fahoriana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary handefa mpanakororòka hikororòka an’i Babela Aho ka hataony foana ny tany fa hiantoraka hamely azy hatraiza hatraiza ireo, amin’ny andro fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona hafa firenena no halefako amin’i Babilôna ka hanaparitaka azy toy ny akofa, ary hahatonga ny taniny ho foana. Amin’izany andro mandoza izany dia hipoitra hatraiza hatraiza ireo mpamely azy.»
Malagasy Bible 1865
Ary haniraka olona hafa firenena ho any Babylona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; Fa hamely azy manodidina amin'ny andro fahoriana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary handefa iraka hafa firenena ho any Babilona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; fa hamely azy manodidina amin’ny andro fahoriana ireo.
malagasy
Ary haniraka olona hafa firenena ho any Babylona Aho, izay hikororoka azy ka hahafoana ny taniny; Fa hamely azy manodidina amin'ny andro fahoriana ireo.