Jeremiah 51:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Langilangiko sy fiadiako ianao; fa ianao no nentiko nanorotoro firenena; ianao no nentiko nandringana fanjakana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no ataoko fampohaza, ataoko fiadiana: ianao no anorotoroako firenena; ianao no andravako fanjakana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry Babilôna, hoy ny Tompo, kanonta sy fitaovam-piadiana ho Ahy ianao. Ianao no nampiasaiko hanorotoroana firenena sy hanapotehana fanjakana maro.
Malagasy Bible 1865
Langilangiko sy fiadiako ianao; Fa ianao no ho entiko manorotoro firenena, ary ianao no ho entiko mandringana fanjakana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Langilangiko sy fiadiako ianao; fa ianao no nentiko nanorotoro firenena; ianao no nentiko nandringana fanjakana;
malagasy
Langilangiko sy fiadiako ianao; Fa ianao no ho entiko manorotoro firenena, ary ianao no ho entiko mandringana fanjakana,