Jeremiah 51:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ianao no nentiko nanorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy; ianao no nentiko nanorotoro ny kalesy fitondra miady sy ny mpitaingina azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ianao no anorotoroako ny soavaly ama-mpitaingina azy; ianao no anorotoroako ny kalesy ama-mpitaingina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no nampiasaiko hanorotoroana ny soavaly sy ny mpitaingina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao no ho entiko manorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy, ary ianao no ho entiko manorotoro ny kalesy sy ny mpitaingina azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ianao no nentiko nanorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy; ianao no nentiko nanorotoro ny kalesy fitondra miady sy ny mpitaingina azy;
malagasy
Ary ianao no ho entiko manorotoro soavaly sy ny mpitaingina azy, ary ianao no ho entiko manorotoro ny kalesy sy ny mpitaingina azy;