Jeremiah 51:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ianao koa no nentiko nanorotoro ny mpiandry ondry sy ny andian’ondry; ianao no nentiko nanorotoro ny mpiasa tany sy ny ombiny miray zioga; ianao no nentiko nanorotoro ny governora sy ny lefiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no anorotoroako ny mpiandry ondry sy ny andian’ondriny; ianao no anorotoroako ny mpiasa tany sy ny omby entiny miasa; ianao no anorotoroako ny governora ama-mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no nampiasaiko hanorotoroana ny mpiandry ondry sy ny andian’ ondriny, ny mpamboly sy ny ombiny mizioga, ary ny governora sy ny lefiny.»
Malagasy Bible 1865
Hianao koa no ho entiko manorotoro ny mpiandry ondry sy ny ondry andiany, ary ianao no ho entiko manorotoro ny mpiasa tany sy ny ombiny roa mizioga, ary ianao no ho entiko manorotoro ny governora sy ny lefiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ianao koa no nentiko nanorotoro ny mpiandry ondry sy ny andian’ondry; ianao no nentiko nanorotoro ny mpiasa tany sy ny ombiny miray zioga; ianao no nentiko nanorotoro ny governora sy ny lefiny.
malagasy