Jeremiah 51:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampanodiaviko an’i Babilona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona teo imasonareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa hafotitro amin’i Babilôna mbamin’ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra nataony tao Siôna teo imasonareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO: Ho hitanareo kosa izao fa hatsingeriko amin’i Babilôna sy ny mponina rehetra any Babilônia ny ratsy rehetra nataony tamin’i Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Ary hampanodiaviko an'i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona teo imasonareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampanodiaviko an’i Babilona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona* teo imasonareo, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary hampanodiaviko an'i Babylona sy ny mponina rehetra any Kaldea ny ratsy rehetra izay efa nataony tao Ziona teo imasonareo, hoy Jehovah.