Jeremiah 51:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro mamely anao Aho, ry tendrombohitra ahitan-doza, izay mandringana ny tany rehetra, hoy NY TOMPO; ary hatsotrako ny tanako hamelezana anao, dia hakodiako hianjera amin’ny harambato ianao ka hataoko tendrombohitra mirehitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro Aho manohitra anao, ry tendrombohitry ny fandravana, - teny marin’i Iaveh, - izay mandrava ny tany rehetra; maninjitra ny tanako hamely anao Aho, dia manakodia anao avy eny ambony harambato, sy mahatonga anao ho tendrombohitra kila.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro mamely anao Aho, ry Babilôna mpampiavosa fandravana, ianao ilay nandrava izay rehetra tamin’ny tany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Maninji-tanana hamely anao Aho, ka manjera anao avy eny ambony harambato. Hataoko vainafo miavosa ianao,
Malagasy Bible 1865
Indro mamely anao Aho, ry tendrombohitra ahitan-doza. Izay mandringana ny tany rehetra, hoy Jehovah; Ary hahinjitro ny tanako hamelezana anao, dia hakodiako hianjera amin'ny harambato ianao ka hataoko tendrombohitra mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro mamely anao Aho, ry tendrombohitra ahitan-doza, izay mandringana ny tany rehetra, hoy NY TOMPO; ary hatsotrako ny tanako hamelezana anao, dia hakodiako hianjera amin’ny harambato ianao ka hataoko tendrombohitra mirehitra.
malagasy