Jeremiah 51:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy mba hakana vato hatao fehizoro ianao, na hatao vato fanorenana; fa ho lao mandrakizay ianao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hakana vato fehizoro ianao na vato fanorenana; fa ho zava-drava mandrakizay, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy ho azo akàna vato intsony hatao vato fehizoro na vato fanorenana. Ho toerana mahonena mandrakizay ianao, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy mba hakana vato hatao fehizoro ianao, na hatao vato fanorenana; Fa ho lao mandrakizay ianao, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy mba hakana vato hatao fehizoro ianao, na hatao vato fanorenana; fa ho lao mandrakizay ianao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary tsy mba hakana vato hatao fehizoro ianao, na hatao vato fanorenana; Fa ho lao mandrakizay ianao, hoy Jehovah.