Jeremiah 51:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manendre firenena sy ireo mpanjakan’ny Mediana hamely azy; ao koa ny governora sy ny lefiny rehetra ary ny tany rehetra anjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manokàna firenena hamely azy, dia ireo mpanjakan’i Media, ny kapiteniny ama-mpanapaka, sy ny tany rehetra izay tapahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Entano ny firenena maro hamely azy, indrindra fa ny mpanjakan’i Medianina, ny governora rehetra sy ny lefiny ary ny faritany manontolo izay iadidiany.
Malagasy Bible 1865
Manendre firenena sy ireo mpanjakan'ny Mediana hamely azy, ny governora sy ny lefiny rehetra ary ny tany rehetra anjakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manendre firenena sy ireo mpanjakan’ny Mediana hamely azy; ao koa ny governora sy ny lefiny rehetra ary ny tany rehetra anjakany.
malagasy
Manendre firenena sy ireo mpanjakan'ny Mediana hamely azy, ny governora sy ny lefiny rehetra ary ny tany rehetra anjakany.