Jeremiah 51:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihorohoro sy mangovitra ny tany fa tanterahina amin’i Babilona ny fikasan’NY TOMPO rehetra mba hahatonga ny tany Babilona ho lao tsy misy mponina intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihorohoro ny tany, mihefikefika izy, fa mandroso ho tanteraka ny hevitr’i Iaveh hamely an’i Babela, mba hanova ny tanin’i Babela ho tany mampatahotra, tsy misy mponina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihorohoro sy mihovitrovitra ny tany fa tanteraka amin’i Babilôna ny fikasan’ny TOMPO hamelezana azy mba hahatonga an’i Babilônia ho tany mahonena tsy misy mponina intsony.
Malagasy Bible 1865
Mihorohoro sy mangovitra ny tany; Fa tanterahina amin'i Babylona ny fikasan'i Jehovah rehetra, mba hahatonga ny tany Babylona ho lao tsy misy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihorohoro sy mangovitra ny tany fa tanterahina amin’i Babilona ny fikasan’NY TOMPO rehetra mba hahatonga ny tany Babilona ho lao tsy misy mponina intsony.
malagasy
Mihorohoro sy mangovitra ny tany; Fa tanterahina amin'i Babylona ny fikasan'i Jehovah rehetra, mba hahatonga ny tany Babylona ho lao tsy misy mponina.