Jeremiah 51:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manenjana tsipìka mbamin’izay miandranandrana amin’ny akanjo fiarovan-tratrany, dia aoka samy hasian’izay manenjana tsipìka; aza tsitsìnareo ny zatovony, aringano toy ny zavatra voaozona avokoa ny miaramilany rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny mpandefa tsipìka hanenjana ny tsipìkany, hamely ny mpandefa tsipìka mbamin’izay miedinedina amin’ny akanjo fiarovan-tratrany. Aza mitsitsy ny zatovony, aringano avokoa ny tafiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aoka tsy hanenjan-tsipîka intsony ao Babilôna ireo mpitifitra amin’ny tsipîka! aoka izy tsy hisalotra intsony ny akanjo vy fiarovan-tratra!– Aza avela hisy ho afa-mitsoaka ny tovolahiny; ataovy ringana ny tafiny manontolo!
Malagasy Bible 1865
Izay manenjana tsipìka mbamin'izay miandranandrana amin'ny akanjo fiarovan-tenany, dia aoka samy hasian'izay manenjana tsipìka; Aza tsitsinareo ny zatovony, aringano avokoa ny miaramilany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manenjana tsipìka mbamin’izay miandranandrana amin’ny akanjo fiarovan-tratrany, dia aoka samy hasian’izay manenjana tsipìka; aza tsitsìnareo ny zatovony, aringano toy ny zavatra voaozona avokoa ny miaramilany rehetra
malagasy
Izay manenjana tsipìka mbamin'izay miandranandrana amin'ny akanjo fiarovan-tenany, dia aoka samy hasian'izay manenjana tsipìka; Aza tsitsinareo ny zatovony, aringano avokoa ny miaramilany rehetra,[Heb. Ataovy herema]