Jeremiah 51:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsahatra tamin’ny ady ny lehilahy maherin’i Babilona, nitoetra tao amin’ny manda fiarovana izy, lany ny heriny; tonga toy ny vehivavy izy; nodorana ny fonenany, tapaka ny hidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo lehilahy maherin’i Babela nitsahatra tsy niady; mihiboka ao anaty trano mimanda; lany ny heriny, tonga toy ny vehivavy izy; nodorana ny fonenany; notapahina ny hidim-bavahadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mety hiady intsony ny miaramila kalazan’i Babilôna, fa lasa niery any amin’ny trano fiarovana. Lefy herim-po izy, ka nalemy toy ny vehivavy. Nodorana ny fonenany, potika ny hidim-baravarany.
Malagasy Bible 1865
Nitsahatra tamin'ny ady ny lehilahy maherin'i Babylona, nitoetra tao amin'ny batery fiarovana izy, lany ny heriny; Tonga toy ny vehivavy izy; Nodorana ny fonenany, tapaka ny hidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsahatra tamin’ny ady ny lehilahy maherin’i Babilona, nitoetra tao amin’ny manda fiarovana izy, lany ny heriny; tonga toy ny vehivavy izy; nodorana ny fonenany, tapaka ny hidiny.
malagasy
Nitsahatra tamin'ny ady ny lehilahy maherin'i Babylona, nitoetra tao amin'ny batery fiarovana izy, lany ny heriny; Tonga toy ny vehivavy izy; Nodorana ny fonenany, tapaka ny hidiny.