Jeremiah 51:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifamoivoy be ihany ny iraka mpihazakazaka ary mifamoivoy be ihany ny mpitondra teny mba hanambara amin’ny mpanjakan’i Babilona fa azo ny tanànany manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihorakoraka ny tsimandoa hifanena amin’ny tsimandoa, ary ny iraka hifanena amin’ny iraka; hilaza amin’ny mpanjakan’i Babilôna, fa afaky ny fahavalo ny tanànany avy hatraiza hatraiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifampita vaovao ny iraka mpihazakazaka mba hampandre ny mpanjakan’i Babilôna, fa azom-pahavalo ny tanànany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Mifamoivoy be ihany ny iraka mpihazakazaka, ary mifamoivoy be ihany ny mpitondra teny, mba hanambara amin'ny mpanjakan'i Babylona Fa afaka ny tanànany manontolo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifamoivoy be ihany ny iraka mpihazakazaka ary mifamoivoy be ihany ny mpitondra teny mba hanambara amin’ny mpanjakan’i Babilona fa azo ny tanànany manontolo.
malagasy
Mifamoivoy be ihany ny iraka mpihazakazaka, ary mifamoivoy be ihany ny mpitondra teny, mba hanambara amin'ny mpanjakan'i Babylona Fa afaka ny tanànany manontolo.