Jeremiah 51:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa azo ny lalana fiampitàna ary nodorany tamin’ny afo ny heniheny sady toran-kovitra ny miaramila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitàna efa voatana; ny heniheny doroana amin’ny afo, ary ny lehilahy mpiady efa kivy erỳ!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voatazona ny toeram-pitàna, voadoro ny volotara eny an-kady fiarovana, kivy ny miaramila babilônianina.
Malagasy Bible 1865
Ary efa azo ny fitàna, ary nodorany tamin'ny afo ny heniheny, sady toran-kovitra ny miaramila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa azo ny lalana fiampitàna ary nodorany tamin’ny afo ny heniheny sady toran-kovitra ny miaramila.
malagasy
Ary efa azo ny fitàna, ary nodorany tamin'ny afo ny heniheny, sady toran-kovitra ny miaramila.