Jeremiah 51:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny mponina ao Ziona hiteny hoe: Hanody an’i Babilona anie ny loza nanjo ahy sy nihatra tamin’ny nofoko! Ary aoka i Jerosalema hiteny hoe: Hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hanody an’i Babela anie ny nofoko rotika!» no holazain’ny mponina ao Siôna; «hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!» no ho tenin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny mponin’i Tsiôna hiteny hoe: Hanody an’i Babilôna anie ny herisetra nataony tamiko! Aoka i Jerosalema hiteny hoe: Hanody azy anie ny heloka nataony tamin’ny nandatsahany ny rako!»
Malagasy Bible 1865
Aoka ny mponina ao Ziona hanao hoe: Hanody an'i Babylona anie ny loza nanjo ahy sy ny nofoko! Ary aoka Jerosalema hanao hoe: Hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny mponina ao Ziona* hiteny hoe: Hanody an’i Babilona anie ny loza nanjo ahy sy nihatra tamin’ny nofoko! Ary aoka i Jerosalema hiteny hoe: Hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!
malagasy
Aoka ny mponina ao Ziona hanao hoe: Hanody an'i Babylona anie ny loza nanjo ahy sy ny nofoko! Ary aoka Jerosalema hanao hoe: Hanody ny mponina any Kaldea anie ny rako!