Jeremiah 51:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga korontam-bato i Babilona, ho fonenan’ny amboadia, ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra ka tsy hisy mponina intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Babela dia ho korontam-bato, ho fieren’amboadia, ho fampitahorana sy fanesoana, tsy hisy mponina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tonga korontam-bato i Babilôna, ka ho fonenan’ny amboadia, ho toerana tsy misy mponina intsony fa mahonena sy mampivarahontsana.
Malagasy Bible 1865
Ary Babylona ho tonga korontam-bato, ho fonenan'ny amboadia, ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra, ka tsy hisy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga korontam-bato i Babilona, ho fonenan’ny amboadia, ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra ka tsy hisy mponina intsony.
malagasy
Ary Babylona ho tonga korontam-bato, ho fonenan'ny amboadia, ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra, ka tsy hisy mponina.