Jeremiah 51:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiara-mierona toy ny liona tanora izy; hikaonkaona toy ny zanaky ny liona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray mitrerona hoatra ny liona izy rehetra; sy mikaonkaona toa zana-diombavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miara-mierona toy ny liona tanora ny mponina ao Babilôna ankehitriny ary mikonainaina toy ny zana-diona.
Malagasy Bible 1865
Hiara-mierona toy ny liona tanora izy; Hikaonkaona toy ny zana-diona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiara-mierona toy ny liona tanora izy; hikaonkaona toy ny zanaky ny liona izy.
malagasy
Hiara-mierona toy ny liona tanora izy; Hikaonkaona toy ny zana-diona izy.