Jeremiah 51:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hiampatrampatra any amin’ny tanin’ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra eny an-dalamben’i Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hisy maratra ho faty, lavo amin’ny tanin’ny Kaldeanina, ary voatrobaka eny an-dalamben’i Babela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny amin’ny tanin’i Babilôna dia hiampatrampatra ireo maratra, ary eny an-dalambeny no hitsitsitra ireo maty an’ady.
Malagasy Bible 1865
Mba hiampatrampatra any amin'ny tanin'ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra any an-dalambeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hiampatrampatra any amin’ny tanin’ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra eny an-dalamben’i Babilona.
malagasy
Mba hiampatrampatra any amin'ny tanin'ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra any an-dalambeny.