Jeremiah 51:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampidiniko toy ny zanak’ondry ho any amin’ny famonoana izy, ary toy ny ondrilahy mbamin’ny osilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampidiniko ho any amin’ny famonoana, toy ny zanak’omby, izy, toy ny ondralahy aman’osy lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny toeram-pamonoana no hitondrako azy toy ny zanak’ondry sy toy ny ondrilahy aman’osilahy.»
Malagasy Bible 1865
Hampidiniko ho any amin'ny famonoana toy ny zanak'ondry izy, sy toy ny ondrilahy mbamin'ny osilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampidiniko toy ny zanak’ondry ho any amin’ny famonoana izy, ary toy ny ondrilahy mbamin’ny osilahy.
malagasy
Hampidiniko ho any amin'ny famonoana toy ny zanak'ondry izy, sy toy ny ondrilahy mbamin'ny osilahy.