Jeremiah 51:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanafotra an’i Babilona ny ranomasina; voasaron’ny habetsahan’ny onjany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisondrotan’ny ranomasin’i Babela, nosaforany tamin’ny onjany mirohondrohona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafakatra hatrany aminy ny ranomasina, nandrakotra azy ny onjany misafoaka.
Malagasy Bible 1865
Ny ranomasina nanafotra an'i Babylona; Voasaron'ny habetsahan'ny onjany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanafotra an’i Babilona ny ranomasina; voasaron’ny habetsahan’ny onjany izy.
malagasy
Ny ranomasina nanafotra an'i Babylona; Voasaron'ny habetsahan'ny onjany izy.