Jeremiah 51:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanànany dia lao sy karankaina ary ngazana, dia tany tsy onenan’ny olona sady tsy misy zanak’olombelona mamakivaky eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanànany zary zavatra fampitahorana, tany lao sy efitra; tany tsy misy zanak’olombelona mandalo akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga aolo ny tanànany; karankaina sy ngazana ny taniny sady tsy misy mponina intsony ary tsy misy olona mandalo azy.
Malagasy Bible 1865
Ny tanànany dia lao sy karankaina ary tani-hay, dia tany tsy onenan'olona sady tsy misy zanak'olombelona mamaky eo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanànany dia lao sy karankaina ary ngazana, dia tany tsy onenan’ny olona sady tsy misy zanak’olombelona mamakivaky eo.
malagasy
Ny tanànany dia lao sy karankaina ary tani-hay, dia tany tsy onenan'olona sady tsy misy zanak'olombelona mamaky eo.