Jeremiah 51:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Bela dia hampijaliako any Babilona ka hasaiko haloany izay nateliny; ary tsy hitanjozotra hankany aminy intsony ny firenena; ny mandan’i Babilona dia hirodana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamangy an’i Bela ao Babela Aho: Ka izay nateliny, hotosahako avy eo am-bavany, ary ny firenena, tsy hitanjozotra ho ao aminy intsony. Ny mandan’i Babela aza, nirodana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO hoe: «Hirotsaka an-tsehatra hamely an’i Bela andriamanitr’i Babilôna Aho, hasaiko haloany izay nateliny. Hitsahatra tsy hitanjozotra ho any aminy ireo firenen-kafa. Nirodana ny mandan’i Babilôna!
Malagasy Bible 1865
Ary Bela dia hampijaliko any Babylona, ka hasaiko haloany izay nateliny; Ary ny firenena tsy hitanjozotra hankany aminy intsony; Ny mandan'i Babylona dia hirodana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Bela dia hampijaliako any Babilona ka hasaiko haloany izay nateliny; ary tsy hitanjozotra hankany aminy intsony ny firenena; ny mandan’i Babilona dia hirodana.
malagasy
Ary Bela dia hampijaliko any Babylona, ka hasaiko haloany izay nateliny; Ary ny firenena tsy hitanjozotra hankany aminy intsony; Ny mandan'i Babylona dia hirodana.