Jeremiah 51:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo avy ianareo mba tsy ho azon’ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoaha hiala ao aminy, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo, eo anatrehan’ny firehetan’ny hatezeran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ilaozy ny tanànany, ry vahoakako, ary samia manavo-tena ianareo mba tsy hiharan’ny fahatezerako mirehitra!
Malagasy Bible 1865
Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo avy ianareo, mba tsy ho azon'ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo avy ianareo mba tsy ho azon’ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
malagasy
Mivoaha avy ao afovoany ianareo, ry oloko, ary samia mamonjy ny ainareo avy ianareo, mba tsy ho azon'ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.