Jeremiah 51:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatra voasokitr’i Babilona; ho menatra ny taniny rehetra; ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro, avy ny andro, hamangiako ny sampin’i Babela; dia hangaihay ny taniny rehetra, ary ho lavo eo aminy avokoa ny voavono ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy ny andro hirotsahako an-tsehatra hamely ireo sarivongan-tsampin’i Babilôna. Afa-baràka ny taniny manontolo; hiampatrampatra ao an-tanàna ny maty rehetra.
Malagasy Bible 1865
koa, indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatr'i Babylona; Ho menatra ny taniny rehetra; Ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatra voasokitr’i Babilona; ho menatra ny taniny rehetra; ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy.
malagasy
koa, indro, avy ny andro hamaliako ny sarin-javatr'i Babylona; Ho menatra ny taniny rehetra; Ary ny fatiny rehetra dia hiampatrampatra eo aminy.