Jeremiah 51:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin’i Babilona satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra sy ny tany mbamin’izay rehetra ao aminy, hanao hobin-kafaliana, noho ny amin’i Babela; satria hiantontàn’ireo mpandringana, avy any amin’ny tany avaratra izy, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hanao hobim-pandresena noho ny amin’i Babilôna, rehefa tonga avy any avaratra ireo tsy maintsy handrava azy.» Izany no teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin'i Babylona, satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin’i Babilona satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin'i Babylona, satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy Jehovah.