Jeremiah 51:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nampiampatramparan’i Babilona ny faty tamin’ny Israely, dia ho toy izany no hiampatramparan’ny faty amin’ny tany rehetra, noho ny amin’i Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maintsy ho lavo i Babela, ry ilay maty amin’i Israely, toy ny nahalavoan’ireo maty eran’ny tany ho an’i Babela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatonga fahafatesan’olona maro i Babilôna teo amin’ny tany manontolo; koa anjarany indray izao ny ho faty noho ireo Israelita izay novonoiny.
Malagasy Bible 1865
Toy ny nampiampatramparan'i Babylona ny faty tamin'ny Isiraely, dia ho toy izany no hiampatramparan'ny faty amin'ny tany rehetra noho ny amin'i Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nampiampatramparan’i Babilona ny faty tamin’ny Israely, dia ho toy izany no hiampatramparan’ny faty amin’ny tany rehetra, noho ny amin’i Babilona.
malagasy
Toy ny nampiampatramparan'i Babylona ny faty tamin'ny Isiraely, dia ho toy izany no hiampatramparan'ny faty amin'ny tany rehetra noho ny amin'i Babylona.