Jeremiah 51:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ireo ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin’ny Iray Masin’ny Israely aza ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Israely sy i Jodà tsy mba maty vady manana ny Andriamaniny, Iavehn’ny tafika; ary ny tanin’ny Kaldeanina feno ny ratsy nataony tamin’ilay Masin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria manenika an’i Babilônia ny fahotany tamin’ilay Masin’i Israely. –Ilay Andriamanitra TOMPOn’izao rehetra izao kosa tsy mba namela an’i Israely sy i Joda ho mpitondratena.–
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin'ny Iray Masin'ny Isiraely aza ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ireo ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin’ny Iray Masin’ny Israely aza ny taniny.
malagasy
Fa Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin'ny Iray Masin'ny Isiraely aza ny taniny.